|
|
|
|

Teny iditra1 kakay
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Lolom-po, hatezerana miotrika: Tsy afaka hanao izany aho fa tonga hananan' ny zoky kakay. [1.1]

Fivaditsoratra  4 akaky, 5 kaika, 6 kakay, 7 kiaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12