|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 kakajo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3hazo na tapa-kazo: kakajo diana am-potaka: dina ny vodine mitranga ny lohane, ka diana ny lohane, mitringa ny vodiny (hazo hitsahina am-potaka ka tsindriana ny lohany, miainga ny vodiny). [Tanala] [1.78]

Teny iditra (2/2)4 kakajo
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6tilikambo. [Bara] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12