|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kajakajaina |
| Fototeny | 2kajakaja |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Karakaraina, ahina, raharahaina, kolokoloina feno fitandremana: Kajakajao tsara ny fanakareo, rankizy, fa nandaniana vola be ireny.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 ikajakajana, 10 kajakajaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|