Teny iditra | kahie | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitambaran-dravintaratasy voazaitra ampiasain' ny mpianatra indrindra, hakany lesona any am-pianarana na hanaovany ny enti-modiny [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A notebook, a copy book [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Cahier [1.8] | ||||
Cahier [1.13] | |||||
Kamban-teny |
| ||||
Ny fihaviany | Frantsay: cahier. | ||||
Fivaditsoratra | heaky, heika, hiake, kahie, kaihe |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |