|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 kadina
Fototeny  2kady
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asiana kady: Nokadiny tsy hidiran' olona ny sahany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Où on plante une perche en signe de défense, qu’on interdit, qu’on défend: Nokadiko tsy hidiran' ilay io ny tranoko (J’ai interdit à celui-là l’entrée de ma maison). [1.3]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10 kadina
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny malagasy  12latsintafo tanimanga. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  13bardeau. [1.13]
Voambolana  14 Toe-karena: fanorenana

Fivaditsoratra  15 dakany, 16 danika, 17 dikana, 18 dinaka, 19 kadina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12