|
|
|
|

Teny iditra1 kada
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Hidim-baravarana tsy mba mipetaka amin' ny varavarana fa azo tsoahina, ka toy izao ny fombafombany: misy vy mifaingoka afaka mikaratoka arỳ amin' ny ilan' ny kadanà, ary io vy mifaingoka io izay mitsofoka amin' ny vy boribory roamipetaka amin' ny varavarana sy ny batana no mitana ny varavarana hihidy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4Cadenas. [1.3]
Tsipelina hafa  5gadanà

Fivaditsoratra  6 dakana, 7 danaka, 8 kadanà, 9 Kanadà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02