Teny iditra | Kabary nataon-dRasoherina | |
Singan-teny | kabary ; atao ; Rasoherina | |
Sokajin-teny | anarana (kabary) | |
Fanazavàna teny malagasy | Kabarin-dRasoheri-manjaka tamy ny nisehoany teo Andohalo, Aug. 30, 1863 [2.654] | |
Mpanoratra | Rasoherina | |
Voambolana | Haisoratra: kabary | |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21 |