|
|
|
|

Teny iditra1 kabarina
Fototeny  2kabary
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Lazaina ampahibemaso: Hokabarina rahampitso ny fakana miaramila.
5Tenenina, bedibedena: Nokabariny lava ilay ankizy ka lasa fa tsy tamana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be discussed or announced publicly. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7Qu'on proclame, à qui on intente un procès, qu'on admoneste: Hokabarina rahampitso ny fakana ny miaramila (Demain on proclamera la levée des soldats) ~ Aza kabarinao lava izy (Ne l'admonestez pas sans cesse). [1.3]
8qu'on proclame, qu'on discute publiquement. [1.8]
Ohatra  9 Feom-pifankatiavana tsy tiana ho ritra no amenoana ny valin-kabarina hoso-menaka. [2.245#]
10 Rehefa tonga ny fotoana dia kabarina amin' ny tsena rehetra ka lazaina ny fombafomba maro tsianononana hatao. [1.437#]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  15kabaroina

Fivaditsoratra  16 kabarina, 17 karabina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12