Teny iditra | kabanty | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anarana ilazana ny angelivavy (atao koa hoe kabatita) [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | La femelle du grillon [1.3] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |