|
|
|
|

Teny iditra1 kaba
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Loaka lehibe fasiana kavina amin' ny ravintsofina, na ny olona nasiana io loaka lehibe io ny ravin-tsofiny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4Grand trou dans le lobe de l'oreille, grand anneau qui le maintient ouvert. [1.3]
Kamban-teny rehetra  5kaba sofina

Fivaditsoratra  6 baka, 7 kaba

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08