|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 joy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Filatsahana tsy miato (erika, orana, ranomaso).. [1.1#464]
Fanazavàna teny anglisy  4tears, crying, weeping. [1.2#304]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)15 joy    
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny anglisy  17fifalian-dehibe, haravoana. [1.7]

Fivaditsoratra  18 jio, 19 joy, 20 ojy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19