|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 jojy |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Latsa-dranomaso, mijononoka ranomaso
[1.1] |
| Teny iditra (2/4) | 4 jojy |
| Sokajin-teny | 5 mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 [Tankarana] gras, replet, crasseux.
[1.19] |
| Teny iditra (3/4) | 7 jojy |
| Sokajin-teny | 8 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 [Tanala] antitra dia antitra: olo jojy aby n'mivela an-tanà fa n'sarongo koja ankerana ane (ny olona antitra dia antitra daholo no mipetraka an-tanana fa ny tanora kosa any an-tanana any avokoa)
[1.78] |
| Teny iditra (4/4) | 10 jojy |
| Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 [Bara] sasatra
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|