|
|
|
|

Teny iditra1 joadimariko
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3(fiovan' ny hoe Jadimariko) Teny tenenin' ny mpampinona eo am-panasana ny tangena, ka ny heviny dia hoe: tsy mihontsina nefa marikoriko te handoa. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12