|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 jiodo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazana tolona sy ady totohondry miharo, japoney, izay efa miely hatraizahatraiza ankehitriny, miompana amin' ny fahakingana sy ny fahatsiarovan-tena matselaka ka sady fampiasam-batana fatratra no fiarovan-tena mahomby raha misy mamely.
[1.1] |
| Voambolana | 4 Fanatanjahan-tena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|