|
|
|
|

Teny iditra1 jinifa
Fototeny  2jifa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4atao majifa, voafaoka, lany tanteraka: Nojinifan' ny mpangalatra ny entan-dRazoky tatsy atsimo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5enlevé, dévoré, consumé. [1.3#295]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Tovy hevitra  9voajifa

Fivaditsoratra  10 fijany, 11 jinifa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12