|
|
|
|

Teny iditra1 jiky
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3jamba. [Sakalava] [1.78]
4jamba, maizina tanteraka. [2.606]
Ohatra  5 Ndreo efa-dahy hambara ho antsika Handomba ny Gasy fa goa tsy mahita, Jiky tokoa ka natao fañohara. [2.606]

Fivaditsoratra  6 jiky, 7 kijy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12