|
|
|
|

Teny iditra1 jijina
Fototeny  2jijy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4kendrena am-pitandremana fatratra, toy ny ataon' ny mpilalao kanety izay ampanatonina tsikelikely ny vava lavaka, kalina.
5tsihifina, alaina na hanina tsikelikely: Nojijin' ny adala ny vola tao ambatan-drainibeny. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 jijina, 11 jinjay

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12