|
|
|
|

Teny iditra1 jeometria
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Antokon-tsiansa ianarana mandinika momba ny erana sy ny karazan-tsary amam-bikan-javatra eo anivon' io erana io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4geometry. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5géométrie. [1.8, 1.13]
Voambolana  6 Mathematika: (amin' ny ankapobeny) 7 Matematika: rafitsary
Mpanahaka  8 rafitsary
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08