|
|
|
|

Teny iditra1 jeografia
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Sampam-pahalalana ianarana ny momba ny tany.
4Misy karazany efatra lehibe ny jeografia: ny mandinika momba ny toetoetra amam-bikan' ny vohon' ny tany jeografia fizika), ny mandinika momba ny fari-ponenan' ny olombelona, ny fitsinjarany araka ny volon-kodiny jeografia mifandray amin' ny olombelona), ny mandinika momba ny vokatry ny tany (jeografia ara-pamokarana), ny mandinika momba ny fitondram-panjakana sy ny fifampikasohan' ny firenena samihafa (jeografia politika). [1.1]
Voambolana  5 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07