|
|
|
|
Teny iditra
1
jeja
je
ja
Fototeny
2
je
ja
Sokajin-teny
3
anarana
Fanazavàna teny malagasy
4
Fihetsiketsehana, fitambolimbolin' ny lelafo manao rehi-be..
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
5
mijejajeja
Matoantenin' ny iharana :
6
ajejajeja
,
7
ajejajejao
,
8
jejaje
jai
na
Matoantenin' ny fameno :
9
ijejajejana
Anarana :
10
fijejajeja
,
11
fijejajejana
,
12
mpijejajeja
Mpamaritra :
13
mahajejajeja
Tovy hevitra
14
jeja
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19