|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 jehe |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Betsimisaraka] fandrefesana amin'ny tanana amin'ny halalan'ny rantsan-tanana
[1.78] |
| Voambolana | 4 Toerana |
| Fivaditsoratra | 5 heje, jehe |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|