|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 jeby
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza amin' ny faritany avaratra ny vary ambolena aorian' ny fahavokaran' ny vary asara (fahavaratra); ny vary ambolena amin' ny main-tany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4(comparer à jebijeby: action d'inonder un terrain).
5Mode de culture du riz qui considère à le semer directement dans un sol inondé et piétiné par les troupeaux sans faire de pépinière ni de repiquage.
6À ne pas confondre avec un nom de variété de riz (confusion fréquente).. [Betsimisaraka, Tanala] [1.196]
Voambolana  7 Toe-karena: fambolena
Kamban-teny rehetra  8vary jeby

Teny iditra (2/2)9 jeby
Sokajin-teny  10 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11Sahirana, voahelingelina, voakorontana. [1.1]
Sampanteny 
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  13 bije, 14 jeby

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08