|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 jarobo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Vilany kely vava fa lalina aty toy ny nongo
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 4 jarobo |
| Sokajin-teny | 5 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Lalina aty
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|