|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 japoney |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Japana: Mihoatra ny zato tapitrisa ny isan' ny Japoney.
4Momba an' i Japana, na an' i Japana na avy any Japana: Voakaly ary mafy ny taozavatra japoney. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5Japanese.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6japonais, japonaise.
[1.13] |
| Voambolana | 7 Haitoetany: firenena, foko |
| Mpanahaka | 8 japana, 9 japana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|