|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 japirona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Vy kely misy kinifinifiny maranitra amin' ny kiraron' ny mpitaingin-tsoavaly, izay mahatonga ny soavaly hiriotra mihazakazaka rehefa anerena ka anindromana ny kibony.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|