|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 jaojao
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3enti-milaza ny omby ngeza sady lava tandroka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4un grand boeuf à longues cornes. [1.3]
Voambolana  5 Haibiby: mampinono
Tovy hevitra  6jao

Teny iditra (2/2)7 jaojao
Sokajin-teny  8 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9sady avo no lehibe. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10grand. [1.3]
Tovy hevitra  11jao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12