|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 janjanana |
| Fototeny | 2janjana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Asiana, velezina mafy: Nojanjanan' ilay mpikapa hazo ny famaky ny vatan-kinininaka tapaka hentitra tery.
5Atao vita tsara: Nojanjanako ilay fanadinana ka afaka aho ary nahazo laharana ambony. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|