|
|
|
|

Teny iditra1 jaikoina
Fototeny  2jaiko
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Hatonina moramora, mitsaitsaika mba tsy ho taitra: Jaikoina no fisambotra io akoho io. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 iakanjoy, 10 jaikoina, 11 Joiakina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12