|
|
|
|

Teny iditra1 jadonana
Fototeny  2jadona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Tsatohana: Nojadonany lefona ny tratran' ilay niady taminy ka maty teo no ho eo.
5Anaovana teny tsy valiana: Nahoana aho no jadonanao tahaka izao. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Sur quoi on plante, on fiche quelque chose: Nojadonany ny lefona ny kibon’ ny fahavalo (Il planta sa lance dans le ventre de l’ennemi).
7figuré: sur qui on exerce le despotisme. [1.3#289]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 andanjao, 13 jadonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12