|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 jabora |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tavin-kena ao anatin' ny omby, menaka tsy voaempo: Ny jabora no nanaovan' ny Malagasy teo aloha labozia.
4Tavy, menaka: Oadray ny hatavin' iny olona iny! jabora daholo izao io mihonankonana amin' ny tenany io rehefa mandeha izy. [1.1] 5menaka azo avy amin'ny biby. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6beef tallow.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7suif..
[Tankarana]
[1.19] 8suif. [1.8] 9graisse, suif. [1.13] |
| Kamban-teny rehetra | 10ananjabora |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 12 jabora |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14Karazana hala maitsomaitso.
[1.1] |
| Voambolana | 15 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|