|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 izatsony |
| Fototeny | 2itsony |
| Sokajin-teny | 3 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany ihany "itsony".
[1.1] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
5 Ny mpisolo rehetra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|