|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 izarỳ |
| Fototeny | 2iry |
| Sokajin-teny | 3 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny fototeny niaviany "iry".
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5those quite far away (not in sight).
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6ceux-là, assez loin (pas visible).
[1.8] |
| Ohatra |
7 Ary izary hazo miavona izary, ranalahy io ka raha sanatria, mitrena eto io anio alina dia hahita loza eto isika telo mianaka.
[2.643]
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
8 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | 9 izarỳ, 10 Rizia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|