Teny iditra | izaitratra | |
Singan-teny | izay ; tratra | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Be dia be, sesehena: Izaitratra ny mpianatra tsy afa-panadinana tomin' itỳ taona itỳ [1.1] | |
Ohatra | Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny.
[2.471] | |
Tsipelina hafa | izay tratra | |
Fivaditsoratra | izaitratra, izay tratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14 |