|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ivoriana |
| Fototeny | 2vory |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#860] |
| Ohatra |
4 Ao an-tranon' ny lohampoko mpitankazomanga no ivoriana.
[2.606#170]
5 ary rehefa avy teo dia samy namonjy izay trano alehany indray aloha, rehefa nifamotoana ivoriana indray. [2.588#] 6 Tonga tany an-tany ivoriana, niakanjo lobaka nisoratsoratra, notronin' ny lehiben' ny tanà-na rehetra, izy. [2.270#101] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|