|
|
|
|

Teny iditra1 itokanana
Fototeny  2tokana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  4Anaovana lanonandehibe alohan' ny hampiasana azy: Tamim-pomba lehibe sy manetriketrika no nitokanana ilay trano fiangonana vaovao. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 anakatony, 10 anakotany, 11 ikatonana, 12 ikotanana, 13 itakonana, 14 itokanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12