|
|
|
|

Teny iditra1 itiavana
Fototeny  2tia
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#702]
Ohatra  4 ... taona Itiavana|itiavam-bazo / Itiavana|itiavam masoandro, lanitra sy voninkazo. [2.817]
5 Raha ny lamba mbamin' ny boky, tsy misy fanahy, ka dia ny tarehiny no itiavana azy; [2.285#282]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02