|
|
|
|

Teny iditra1 itenenana
Fototeny  2teny
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  4to be spoken to. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#696]
Ohatra  5 Izao no itenenana amin'izany. [2.59#122]
6 Ka izany no itenenana hoe : efa nahary zaza roa izy vao maty. [2.285#78]
7 Izy ihany no nitenenako izany (C'est à lui-même que je l'ai dit) [1.3#696]
8 Voapoka na voadona tampoka ilay itenenana, ka mivoaka ho azy na ny saika hafenina aza. [2.298#125]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02