|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 itarina |
| Fototeny | 2itatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Halehibeazina, halalahina: Nitariko hatrerỳ am-bavahady ny tanimbolim-boninkazoko.
5Ampitomboina, na habe na habetsahana: Itaro isan' andro ny fahalalanao. 6Ampitomboina ara-pilazana: Nitarinao ny filazana ny zavatra, ry Ikoto: olona efapolo raha misy no tonga ka nolazainao hoe roanjato. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 11 itarina, 12 riatina, 13 tairina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|