|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 itandrovana |
| Fototeny | 2tandro |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#668] |
| Ohatra |
4 Raha any aminareo no misy zavatra hatao, lazaina fa raharaha lehibe dia lehibe, "hetsik' Andriananahary", tsy maintsy vonjena, tsy azo atao azon-tsampona, tsy maintsy efaina, ary tsy itandrovana izay ho lany.
[2.346]
|
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 9itandroana |
| Fivaditsoratra | 10 androvitana, 11 itandrovana, 12 voatandrina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|