|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 itambarana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
3collectif.
[1.13] |
| Teny iditra (2/2) | 4 itambarana |
| Fototeny | 5tambatra |
| Sokajin-teny | 6 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#657] |
| Ohatra |
7 Ezaka itambarana ho amin' ny fahadiovana;
[2.445#]
8 Ny bikan-trano sy ny lokony no itambarana amin' ny maha trano gasy azy, mitafo bozaka sy milalotra tanimena. [2.470#] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|