|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 italianina |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Italia: Azo lazaina ho firenena artista ny Italianina.
4Momba an' i Italia, an' i Italia na avy any Italia: Tamin' ny taon-jato faha-XVI no nivelaran' ny zavakanto italianina indrindra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5Italian.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6italien, italienne.
[3.1] |
| Voambolana | 7 Haitoetany: firenena, foko |
| Mpanahaka | 8 italia, 9 italia |
| Fivaditsoratra | 10 alatinainy, 11 italianina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|