|
|
|
|

Teny iditra1 israelianina
Sokajin-teny  2 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Israely: Mitokantokana tsy maro namana intsony ny Israelianina ankehitriny.
4Mikasika an' i Israely, an' i Israely na avy any Israely: Milina israelianina itony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5Israeli. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6israélien, israélienne. [3.1]
Voambolana  7 Haitoetany: firenena, foko
Tsipelina hafa  8israely, israely

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02