|
|
|
|

Teny iditra1 isikinana
Fototeny  2sikina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#604]
Ohatra  4 Ny fitafiana taloha tany an-tendrony dia hodi-kazo (fato), kapohina ho malemy, dia isikinana. [1.437#]
5 Hozaraintsika roa ny filazana izany: ny momba ny lamba asampina ary ny momba ny lamba isikinana. [2.436#]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 ikisinana, 12 isikinana, 13 saikinany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02