|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 isa lava
Singan-teny  2isa, 3lava
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5isa tsy asiana avakavaka fa atao mitovy amin' ny fanisana na ny kely na ny lehibe. [1.1]

Teny iditra (2/2)6 isalava
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8fanisana (recensement). [Tambahoaka] [1.78]

Fivaditsoratra  9 isalava, isa lava

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02