|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 irotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
3espèce de soie indigène teinte en noir.
[1.3] |
| Voambolana | 4 Toe-karena: zaitra |
| Teny iditra (2/2) | 5 irotra |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7Fanaovana an-tsitrika ao anaty rano; fandevenana amin' ny fasana vonjy maika eo akaikin' ny fasana lehibe: Mandevina amin' ny fasana an' irotra.
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 17iritra |
| Fivaditsoratra | 18 irotra, 19 oritra, 20 riotra, 21 roatry, 22 roitra, 23 triaro |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|