|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 irina
Fototeny  2iry
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Tadiavina' ho azo: Irin' ny olona rehetra ny ho tratra antitra sambatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be desired. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on désire. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Voambolana  11 Ontam-po
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)14 irina
Sokajin-teny  15 anarana
Fanazavàna teny frantsay  16bande d'étoffe, planche, etc.. [Tankarana] [1.19]

Fivaditsoratra  17 ariny, 18 irina, 19 rainy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02