|
|
|
|

Teny iditra1 ina
Fototeny  2ira
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  4Foly eran' ny volotara na tolotra, izany hoe ireo tapaka bararata anodidinana ny landy voafoly ka izay mahafeno ny iray amin' ireny tapaka bararata ireny no atao hoe iràna. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 añary, 9 anira, 10 arina, 11 iràna, 12 Naray, 13 raina, 14 riana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12