|
|
|
|

Teny iditra1 iraimbilanja
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Anaram-bola izay ampahadimin' ny ariary na ilavoamena folo ny sandany: Iraimbilanja telo no sikajy dimy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4one franc. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5un franc. [1.8]
Voambolana  6 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02