|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 iorehana |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
| Ohatra |
3 Nafana tsy sahala amin' ny mahazatra, hono, ny fotoam-pivavahana tamin' iny alahady iny, niorehana, hono, ny toriteny.
[2.4]
4 Nony tao an-tenatenan’ ny laha-teny izy, dia niorehan’ ny vahoaka (Lorsqu'il fut arrivé au milieu de son discours, le peuple fit éclater son admiration) [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 8 hianareo, 9 iorehana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10 |
|