Teny iditra | iogoslavy | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny firenena na tompon-tany any amin' ny tanin' i Iogoslavia: i Belgrady no renivohitry ny Iogoslavia Momba an' i Iogoslavia, an' i Iogoslavia na avy any Iogoslavia: Repoblika enina no miforona ho fanjakana Iogoslavia [1.1] | |
Voambolana | Haitoetany: firenena, foko | |
Ny fihaviany | Frantsay: yougoslave. | |
Mpanahaka | Iogoslavia | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |